-
2 Mpanjaka 8:24-26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Jorama, ka nalevina tao amin’izay nandevenana azy ireo tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary i Ahazia+ zanany no nanjaka nandimby azy.
25 Tamin’ny taona faha-12 nanjakan’i Jorama zanak’i Ahaba mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Ahazia zanak’i Jorama mpanjakan’ny Joda.+ 26 Ary 22 taona i Ahazia tamin’izy lasa mpanjaka, ary nanjaka herintaona tany Jerosalema izy. Atalia+ no anaran-dreniny, ary zafikelin’i* Omry+ mpanjakan’ny Israely izy io.
-