-
1 Mpanjaka 2:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Davida ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida.+
-
-
2 Tantara 21:18-20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Taorian’izany rehetra izany, dia nataon’i Jehovah voan’ny aretin-tsinay tsy mety sitrana+ i Jorama. 19 Rehefa afaka roa taona katroka, dia nipotsaka ny tsinainy noho ilay aretiny, ka maty izy rehefa avy nijalijaly be. Tsy mba nandoro zava-manitra ny vahoakany tamin’izay, tsy mba hoatran’ny natao tamin’ny razambeny.+ 20 Lasa mpanjaka izy tamin’izy 32 taona, ary nanjaka valo taona tao Jerosalema. Tsy nisy nalahelo azy rehefa maty izy. Dia nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida izy,+ fa tsy tao amin’ny fasan’ny mpanjaka.+
-