FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 16:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Asa.+ Maty izy tamin’ny taona faha-41 nanjakany. 14 Koa nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida izy,+ tao amin’ilay fasana lehibe efa nolavahany, ka natao teo ambony filanjana faty nofenoina menaka balsama sy menaka manitra natao tamin’ny zava-manitra isan-karazany.+ Ary nandrehitra afo be izy ireo rehefa nandevina azy.*

  • Jeremia 34:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Izao anefa, ry Zedekia mpanjakan’ny Joda ô, henoy ny tenin’i Jehovah: ‘Izao no lazain’i Jehovah momba anao: “Tsy ho fatin’ny sabatra ianao, 5 fa ho faty amim-piadanana.+ Handoro zava-manitra ho anao ny olona, toy ny nataony tamin’ny razambenao, dia ireo mpanjaka talohanao. Ary hisaona anao izy ireo sady hilaza hoe: ‘Indrisy, ry tompoko ô!’ Fa ‘izaho no efa nanambara an’izany teny izany’, hoy i Jehovah.”’”’”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara