16 “‘“Raha mbola velona koa aho”, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, “dia ho faty any Babylona izy, dia any amin’ny tanin’ilay mpanjaka nanao azy ho mpanjaka. Nanao fianianana taminy mantsy izy nefa nataony tsinontsinona izany, ary nanao fifanekena izy ireo nefa tsy nohajainy izany.+