FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 16:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Rehefa tapitra ny Sabata,+ dia nividy zava-manitra i Maria+ Magdalena, sy Maria renin’i Jakoba, ary Salome, fa te ho any am-pasana izy ireo mba hanosotra an’izany amin’ny fatin’i Jesosy.+

  • Lioka 23:55, 56
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Ary nanaraka teny koa ireo vehivavy izay niaraka taminy avy tany Galilia, ka nijery ny fasana sy ny fomba nametrahana ny fatin’i Jesosy.+ 56 Dia nody izy ireo mba hanomana zava-manitra sy menaka manitra. Mazava ho azy anefa fa niala sasatra izy ireo ny Sabata,+ satria izany no takin’ny Lalàna.

  • Jaona 19:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Nalain’izy roa lahy àry ny fatin’i Jesosy, dia nofonosiny lamba rongony niaraka tamin’ny zava-manitra,+ araka ny fanaon’ny Jiosy rehefa mandevina.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara