Matio 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Taorian’ny Sabata, tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro,* rehefa nihanazava ny andro, dia tonga hijery ny fasana i Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray.+
28 Taorian’ny Sabata, tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro,* rehefa nihanazava ny andro, dia tonga hijery ny fasana i Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray.+