FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 16:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Rehefa tapitra ny Sabata,+ dia nividy zava-manitra i Maria+ Magdalena, sy Maria renin’i Jakoba, ary Salome, fa te ho any am-pasana izy ireo mba hanosotra an’izany amin’ny fatin’i Jesosy.+

  • Lioka 24:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro* anefa, dia nankany am-pasana vao maraina be izy ireo nitondra ny zava-manitra efa nomaniny.+

  • Lioka 24:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy iza ireo vehivavy ireo fa i Maria Magdalena sy Johana ary Maria renin’i Jakoba. Ary ny vehivavy hafa niaraka tamin’izy ireo dia niresaka an’izany koa tamin’ny apostoly.

  • Jaona 20:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro, dia nankany am-pasana vao maraina be i Maria Magdalena,+ raha mbola maizimaizina ny andro. Dia hitany fa efa nisy nanala ilay vato teo amin’ny fasana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara