-
Matio 27:61Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
61 Fa i Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray kosa mbola nijanona teo ihany, nipetraka teo anoloan’ilay fasana.+
-
-
Marka 15:47Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
47 Fa i Maria Magdalena sy Maria renin’i Josesy kosa mbola nijery foana an’ilay toerana nametrahana ny fatin’i Jesosy.+
-