-
Matio 27:61Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
61 Fa i Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray kosa mbola nijanona teo ihany, nipetraka teo anoloan’ilay fasana.+
-
-
Lioka 23:55Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
55 Ary nanaraka teny koa ireo vehivavy izay niaraka taminy avy tany Galilia, ka nijery ny fasana sy ny fomba nametrahana ny fatin’i Jesosy.+
-