FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 26:26, 27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Io Selomota io sy ny rahalahiny no niandraikitra ny fitehirizana ny zava-tsarobidy rehetra efa nohamasinin’i+ Davida Mpanjaka,+ sy ny lohan’ireo fianakaviambe,+ sy ny lehiben’ny arivo, sy ny lehiben’ny zato, ary ny lehiben’ny tafika. 27 Nisy nohamasinin’izy ireo ny zavatra azo babo+ tany an’ady,+ mba hikojakojana ny tranon’i Jehovah.

  • 2 Tantara 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Vitan’i Solomona àry ny asa rehetra tsy maintsy nataony ho an’ny tranon’i Jehovah.+ Dia nampidiriny tao ireo zavatra efa nohamasinin’i Davida rainy.+ Ary nataony tao amin’ny fitehirizana zava-tsarobidy tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra ny volafotsy sy ny volamena ary ny fitaovana rehetra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara