26“Lamba folo no hanaovanao ny tranolay masina.+ Tokony ho vita amin’ny kofehy rongony miolana tsara, sy kofehy manga, sy volonondry volomparasy, ary kofehy mena midorehitra ireo lamba ireo, dia horavahanao sarina+ kerobima atao peta-kofehy.+
29 Nasiana sary sokitra kerobima+ sy hazo palmie+ ary voninkazo mamelana+ ny rindrin’ilay trano manontolo, dia ilay efitra anatiny sy ilay efitra ivelany.