-
2 Samoela 3:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Hesorina amin’ny fianakavian’i Saoly ny fanjakana, ka hafindra amin’i Davida. Ary ny seza fiandrianan’i Davida, dia hatao mafy orina eo amin’ny Israely sy Joda, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.”+
-