FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 22:3-5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tamin’ny taona faha-18 nanjakan’i Josia Mpanjaka, dia nirahiny ho any an-tranon’i Jehovah i Safana+ mpitan-tsoratra, zanak’i Azalia zanak’i Mesolama. Nilaza taminy izy hoe: 4 “Miakara any amin’i Hilkia+ mpisoronabe, ary asaivo angoniny daholo ny vola nentin’ny olona tao an-tranon’i Jehovah,+ izany hoe ny vola+ voangon’ny mpiandry varavarana. 5 Dia asaivo omeny an’ireo voatendry hiandraikitra ny asa ao an-tranon’i Jehovah ilay vola. Ireo indray no hanome izany an’ireo mpiasa ao an-tranon’i Jehovah, izay hanamboatra ny simba* amin’ilay trano,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara