2 Lasa mpanjaka i Ahazia tamin’izy 22 taona, ary nanjaka herintaona tany Jerosalema izy. Atalia+ no anaran-dreniny, ary zafikelin’i Omry+ izy io.
3 Nanao hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba+ koa izy, satria ny reniny no nanoro hevitra azy hanao ratsy.