2 Tantara 25:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nisikina herim-po i Amazia avy eo, ka notarihiny ho any amin’ny Lohasahan-tsira ny miaramilany.+ Dia namono miaramila 10 000 avy any Seira izy.+
11 Nisikina herim-po i Amazia avy eo, ka notarihiny ho any amin’ny Lohasahan-tsira ny miaramilany.+ Dia namono miaramila 10 000 avy any Seira izy.+