-
Josoa 15:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 dia tonga hatrany amin’ny tehezany avaratra amin’i Ekrona,+ ary avy teo Sikerona no nitohy teo amin’ny Tendrombohitra Balaha ary nankany Jabniela, dia tany amin’ny ranomasina ny farany.
12 Ary ny sisin-tany andrefana dia ny Ranomasina Lehibe*+ sy ny morontsirany. Izany no sisin-tanin’ny lova nozaraina tamin’ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany avy.
-