FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 17:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nisy miaramila iray solontenan’ny tafiky ny Filistinina nivoaka avy tao amin’ny tobin’izy ireo. Goliata+ no anarany. Avy any Gata+ izy, ary enina hakiho sy irain-jehy* ny halavany. 5 Nanao fiarovan-doha varahina izy, ary nanao akanjo nisy takela-barahina nifanindritsindry hoatran’ny kiran-trondro.+ Nilanja 5 000 sekely* ilay akanjo varahina.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara