FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 21:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia nentanin’i Jehovah+ hanafika an’i Jorama ny Filistinina+ sy ny Arabo+ izay tany akaikin’ny Etiopianina.

  • 2 Tantara 21:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Lasa mpanjaka izy tamin’izy 32 taona, ary nanjaka valo taona tao Jerosalema. Tsy nisy nalahelo azy rehefa maty izy. Dia nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida izy,+ fa tsy tao amin’ny fasan’ny mpanjaka.+

  • 2 Tantara 33:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Manase, ka nalevina teo akaikin’ny tranony. Ary i Amona zanany no nanjaka nandimby azy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara