-
1 Tantara 28:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Dia nomeny azy ny planin’ny zava-drehetra azony avy tamin’ny fanahy masina, izany hoe ny planin’ny tokotanin’ny+ tranon’i Jehovah, ny efitra fisakafoana rehetra manodidina an’ilay trano, ny fitehirizana ny zava-tsarobidy ao an-tranon’ilay tena Andriamanitra, ary ny fitehirizana ny zava-tsarobidy efa nohamasinina.*+
-
-
1 Tantara 28:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 ny lanjan’ny fitoeran-jiro volamena+ sy ny jirony volamena, ny lanjan’ny fitoeran-jiro samy hafa sy ny jirony, ny lanjan’ny fitoeran-jiro volafotsy sy ny jirony, arakaraka izay hampiasana ny fitoeran-jiro sy ny jiro tsirairay,
-