FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 28:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia nomeny azy ny planin’ny zava-drehetra azony avy tamin’ny fanahy masina, izany hoe ny planin’ny tokotanin’ny+ tranon’i Jehovah, ny efitra fisakafoana rehetra manodidina an’ilay trano, ny fitehirizana ny zava-tsarobidy ao an-tranon’ilay tena Andriamanitra, ary ny fitehirizana ny zava-tsarobidy efa nohamasinina.*+ 13 Nanome toromarika momba an’ireto koa izy: Ny fizarana misy ny mpisorona+ sy ny Levita, ny asa fanompoana rehetra ao an-tranon’i Jehovah, ny fitaovana rehetra hampiasaina amin’ny fanompoana ao an-tranon’i Jehovah,

  • 2 Tantara 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Avy eo dia nanolotra sorona dorana+ ho an’i Jehovah i Solomona, teo amin’ny alitaran’i+ Jehovah, izay efa naoriny teo anoloan’ny tilikambo fidirana.+

  • 2 Tantara 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary nozarazarainy hanao ny fanompoany ny mpisorona,+ nifanaraka tamin’ny fitsipika napetrak’i Davida rainy. Notendreny hanao ny andraikiny koa ny Levita, mba hidera+ sy hanompo an’Andriamanitra eo anatrehan’ny mpisorona araka ny fanao isan’andro. Notendreny ho eny amin’ny vavahady samy hafa kosa ny mpiandry vavahady, araka ny fizarana nisy azy avy.+ Izany rehetra izany mantsy no nandidian’i Davida, lehilahin’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara