11 Rehefa nifoha i Davida ny ampitso maraina, dia hoy i Jehovah tamin’i Gada,+ mpaminany sady mpahita fahitana ho an’i Davida: 12 “Mandehana lazao amin’i Davida hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Omeko safidy telo ianao, dia fidio izay iray tianao hataoko aminao.”’”+