-
Nomery 10:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ireo mpisorona zanakalahin’i Arona no hitsoka azy.+ Ho fitsipika harahinareo foana hatrany amin’ny taranakareo fara aman-dimby izany fomba ampiasana trompetra izany.
-
-
1 Tantara 15:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 I Sebania, Josafata, Netanela, Amasay, Zakaria, Benaia, ary Eliezera, izay samy mpisorona no nitsoka mafy ny trompetra teo anoloan’ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra.+ Mpiandry vavahadin’ny toerana nisy ny Vata koa i Obeda-edoma sy Jehia.
-