FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 31:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nalefan’i Mosesy tany an’ady niaraka tamin’i Finehasa+ zanak’i Eleazara ireo 1 000 lahy isam-poko ireo. I Finehasa no mpisorona niaraka tamin’ilay tafika, sady nitondra ny fitaovana masina sy ny trompetra fanairana.+

  • 1 Tantara 15:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 I Sebania, Josafata, Netanela, Amasay, Zakaria, Benaia, ary Eliezera, izay samy mpisorona no nitsoka mafy ny trompetra teo anoloan’ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra.+ Mpiandry vavahadin’ny toerana nisy ny Vata koa i Obeda-edoma sy Jehia.

  • 1 Tantara 16:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa i Benaia sy Jahaziela mpisorona foana no nitsoka trompetra teo anoloan’ny Vata misy ny fifanekena nataon’ilay tena Andriamanitra.

  • 2 Tantara 29:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia nijoro ireo Levita nitondra ny zavamaneno namboarin’i Davida, sy ireo mpisorona nitondra ny trompetra.+

  • Nehemia 12:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Niaraka tamin’izy ireo koa ny sasany tamin’ny taranaky ny mpisorona izay nitondra trompetra,+ dia i Zakaria, zanak’i Jonatana, zanak’i Semaia, zanak’i Matania, zanak’i Mikaia, zanak’i Zakora, zanak’i Asafa,+

  • Nehemia 12:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 sy ny mpisorona, izany hoe i Eliakima, Mahaseia, Miniamina, Mikaia, Elioenay, Zakaria, ary Hanania, izay samy nitondra trompetra,

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara