-
2 Tantara 30:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Nanapa-kevitra anefa ny mpanjaka sy ny andrianany ary ny fiangonana manontolo tao Jerosalema fa amin’ny volana faharoa no hankalazana ny Paska.+ 3 Tsy afaka nankalaza an’ilay izy tamin’ny fotoana mahazatra mantsy izy ireo,+ satria tsy ampy ny mpisorona nanamasina ny tenany,+ sady mbola tsy tafavory tany Jerosalema ny vahoaka.
-