-
2 Tantara 35:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Mbola tsy nisy Paska nankalazaina hoatran’ilay nankalazain’i Josia mihitsy teo amin’ny Israely, hatramin’ny andron’i Samoela mpaminany. Mbola tsy nisy mihitsy koa mpanjakan’ny Israely nankalaza Paska hoatr’izany, hoatran’ilay nankalazain’i Josia,+ sy ny mpisorona, sy ny Levita, sy ny Joda sy ny Israely rehetra tonga teo, ary ny mponin’i Jerosalema.
-