-
2 Tantara 11:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Nisy olona avy tamin’ny foko rehetra teo amin’ny Israely kosa nanaraka an’ireo mpisorona sy Levita. Nitady an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamin’ny fony manontolo izy ireo, ka nankany Jerosalema mba hanao sorona ho an’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny.+
-