65 Nanao fety+ i Solomona tamin’izay, niaraka tamin’ny Israely rehetra, izay fiangonana lehibe avy any Lebo-hamata ka hatrany amin’ny Reniranon’i Ejipta.+ Nanao fety teo anatrehan’i Jehovah Andriamanitsika izy nandritra ny 7 andro, niampy 7 andro, izany hoe 14 andro.