Genesisy 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nanao fifanekena tamin’i Abrama i Jehovah tamin’io andro io,+ hoe: “Ny taranakao no homeko an’ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe. Nomery 34:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia eo Azmona ilay izy no hivily mankany amin’ny Reniranon’i* Ejipta, ary any amin’ny Ranomasina* ny farany.+ Nomery 34:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 ary avy eo amin’ny Tendrombohitra Hora ka hatrany Lebo-hamata,*+ ary any Zedada ny farany.+
18 Dia nanao fifanekena tamin’i Abrama i Jehovah tamin’io andro io,+ hoe: “Ny taranakao no homeko an’ity tany ity,+ hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta ka hatrany amin’ny reniranon’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe.
5 Dia eo Azmona ilay izy no hivily mankany amin’ny Reniranon’i* Ejipta, ary any amin’ny Ranomasina* ny farany.+