-
1 Mpanjaka 8:65, 66Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
65 Nanao fety+ i Solomona tamin’izay, niaraka tamin’ny Israely rehetra, izay fiangonana lehibe avy any Lebo-hamata* ka hatrany amin’ny Reniranon’i* Ejipta.+ Nanao fety teo anatrehan’i Jehovah Andriamanitsika izy nandritra ny 7 andro, niampy 7 andro, izany hoe 14 andro. 66 Nalefany nody ny vahoaka ny ampitson’iny.* Dia nitso-drano ny mpanjaka ny vahoaka, ary samy nandeha nody. Faly sy ravoravo erỳ ny fon’izy ireo, noho ny soa+ rehetra nataon’i Jehovah tamin’i Davida mpanompony sy ny Israely vahoakany.
-