-
Levitikosy 27:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 “‘An’i Jehovah ny ampahafolony+ rehetra avy amin’ny tany, na avy amin’ny vokatry ny tany izany na avy amin’ny voan’ny hazo. Zava-masina ho an’i Jehovah izany.
-
-
Deoteronomia 14:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 “Isaky ny telo taona, dia tokony hoentinao daholo ny ampahafolon’ny vokatra azonao amin’ilay taona fahatelo, ka hapetrakao ao an-tanànanao.+
-