FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Aza mikomy amin’i Jehovah anefa ianareo, ary aza atahorana ny olona ao amin’io tany io,+ fa tsy ampy hohanintsika* ireo. Efa tsy misy miaro an-dry zareo intsony, dia i Jehovah koa manampy antsika,+ fa aza matahotra an-dry zareo.”

  • Deoteronomia 20:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Raha mandeha miady amin’ny fahavalonao ianao, ka hitanao fa betsaka noho ny anao ny soavaliny sy ny kalesiny ary ny miaramilany, dia aza matahotra azy. Manampy anao mantsy i Jehovah Andriamanitrao, ilay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.+

  • Deoteronomia 20:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa miara-mandeha aminareo i Jehovah Andriamanitrareo ka hiady amin’ny fahavalonareo, ary hamonjy anareo.’+

  • Josoa 10:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Tamin’ny fotoana iray ihany no nandresen’i Josoa an’ireny mpanjaka rehetra ireny sy nahazoany ny taniny, satria i Jehovah Andriamanitry ny Israely no niady ho an’ny Israely.+

  • Jeremia 17:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Izao no lazain’i Jehovah:

      “Voaozona izay olona* matoky olona+

      Sy miantehitra amin’ny herin’olombelona,*+

      Ka miala amin’i Jehovah ny fony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara