-
Jeremia 52:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Varahina ny loha andry teo amboniny, ary dimy hakiho ny haavon’ny loha andry iray.+ Varahina daholo ny haingony hoatran’ny harato sy ny ampongabendanitra nanodidina ny loha andry. Hoatr’izany koa ilay andry faharoa sy ireo ampongabendanitra.
-