2 Tantara 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nanao andry roa+ teo anoloan’ilay trano izy avy eo, ka 35 hakiho ny halavany, ary dimy hakiho ny loha andry tsirairay.+
15 Nanao andry roa+ teo anoloan’ilay trano izy avy eo, ka 35 hakiho ny halavany, ary dimy hakiho ny loha andry tsirairay.+