2 Mpanjaka 19:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nalain’i Hezekia teny an-tanan’ireo iraka ny taratasy ka novakiny. Dia niakatra tao an-tranon’i Jehovah izy avy eo, ka namelatra an’ireny* teo anatrehan’i Jehovah.+
14 Nalain’i Hezekia teny an-tanan’ireo iraka ny taratasy ka novakiny. Dia niakatra tao an-tranon’i Jehovah izy avy eo, ka namelatra an’ireny* teo anatrehan’i Jehovah.+