2 Dia nirahiny ho any amin’i Isaia+ mpaminany zanak’i Amoza, i Eliakima izay niandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka,* sy Sebna mpitan-tsoratra, ary ireo anti-panahy mpisorona. Ary nitafy lamba gony daholo ireo.
2 Dia nirahiny ho any amin’i Isaia mpaminany+ zanak’i Amoza i Eliakima mpiandraikitra ny ankohonan’ny mpanjaka,* sy Sebna mpitan-tsoratra, ary ny anti-panahy mpisorona. Ary nitafy lamba gony daholo ireo.