Zakaria 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Izao no tenin’i Jehovah tamin’i Zakaria*+ mpaminany zanak’i Berekia, zanak’i Ido, tamin’ny volana fahavalo tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosy:+
1 Izao no tenin’i Jehovah tamin’i Zakaria*+ mpaminany zanak’i Berekia, zanak’i Ido, tamin’ny volana fahavalo tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosy:+