Ezra 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary naminany tamin’ny Jiosy tany Joda sy Jerosalema i Hagay+ mpaminany sy Zakaria+ mpaminany zafikelin’i Ido.+ Naminany tamin’ny anaran’ilay Andriamanitry ny Israely nitarika azy ireo izy roa lahy.
5 Ary naminany tamin’ny Jiosy tany Joda sy Jerosalema i Hagay+ mpaminany sy Zakaria+ mpaminany zafikelin’i Ido.+ Naminany tamin’ny anaran’ilay Andriamanitry ny Israely nitarika azy ireo izy roa lahy.