FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 4:23, 24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Rehefa voavaky teo anatrehan’i Rehoma sy Simsay mpanoratra ary ny namany ny dika mitovy amin’ilay taratasin’i Artaksersesy Mpanjaka, dia lasa haingana izy ireo nankany amin’ny Jiosy tany Jerosalema. Dia notereny hanajanona an’ilay asa ny Jiosy. 24 Tamin’izay àry ilay asa tao amin’ny tranon’Andriamanitra tany Jerosalema no nijanona. Mbola niato ilay izy hatramin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosy mpanjakan’i Persa.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara