FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nitsinjo an’ireo anti-panahin’ny* Jiosy anefa Andriamanitra,*+ ka tsy nisy nahasakana azy ireo tsy hanohy an’ilay asa, mandra-pandefa tatitra tany amin’i Dariosy sy mandra-pahazo valin-taratasy momba an’izany.

  • Ezra 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tamin’izay i Dariosy Mpanjaka no nanome baiko, ka nisy nanao fikarohana tao amin’ny trano fitehirizana taratasy,* izay nametrahana ny harena notehirizina tany Babylona.

  • Hagay 1:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia nentanin’i Jehovah+ i Zerobabela zanak’i Sealtiela, governoran’i Joda,+ sy Josoa+ mpisoronabe zanak’i Jozadaka, ary ny vahoaka sisa rehetra. Natombok’izy ireo àry ny asa tao an-tranon’ny Andriamaniny, dia i Jehovah Tompon’ny tafika.+ 15 Izany no nitranga tamin’ny andro faha-24 amin’ny volana fahenina, tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosy Mpanjaka.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara