FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 3:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nomen’izy ireo vola ny mpipai-bato+ sy ny mpanao asa tanana.+ Ary nomeny sakafo sy zava-pisotro ary menaka ny olona avy any Sidona sy Tyro. Ireo mantsy no nandefa hazo sedera teny amin’ny ranomasina avy any Libàna ka hatrany Jopa,+ araka ny fanomezan-dalana nomen’i Kyrosy mpanjakan’i Persa+ azy.

  • Ezra 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsara ho fantatry ny mpanjaka fa nankany amin’ny faritanin’i Joda izahay, tany an-tranon’ilay Andriamanitra tena miavaka. Misy manorina izy io, ka vato lehibe nakodiadia no anaovana azy, ary efa napetraka ireo hazo ao anaty rindrina. Mazoto manao an’ilay asa ny olona, ary mandroso haingana ilay izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara