12 Dia nihaino ny tenin’i Jehovah Andriamaniny i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela,+ sy Josoa mpisoronabe zanak’i Jozadaka,+ ary ny vahoaka sisa rehetra. Nihaino ny tenin’i Hagay mpaminany koa izy ireo satria nirahin’i Jehovah Andriamaniny izy. Dia nanomboka natahotra an’i Jehovah ny vahoaka.