FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 7:8-38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nisy 2 172 ny taranak’i Parosy, 9 372 ny taranak’i Sefatia, 10 652 ny taranak’i Ara,+ 11 2 818 ny taranak’i Pahata-moaba,+ avy amin’ny taranak’i Jesoa sy Joaba,+ 12 1 254 ny taranak’i Elama,+ 13 845 ny taranak’i Zato, 14 760 ny taranak’i Zakay, 15 648 ny taranak’i Binoy, 16 628 ny taranak’i Bebay, 17 2 322 ny taranak’i Azgada, 18 667 ny taranak’i Adonikama, 19 2 067 ny taranak’i Bigvay, 20 655 ny taranak’i Adina, 21 98 ny taranak’i Atera, avy amin’ny ankohonan’i Hezekia, 22 328 ny taranak’i Hasoma, 23 324 ny taranak’i Bezay, 24 112 ny taranak’i Harifa, 25 95 ny avy any Gibeona,+ 26 188 ny avy any Betlehema sy Netofa, 27 128 ny Anatotita,+ 28 42 ny avy any Beti-azmaveta, 29 743 ny avy any Kiriata-jearima+ sy Kefira ary Berota,+ 30 621 ny avy any Rama sy Geba,+ 31 122 ny avy any Mikmasy,+ 32 123 ny avy any Betela+ sy Ay,+ 33 52 ny avy any amin’ilay Nebo anankiray, 34 1 254 ny taranak’ilay Elama anankiray, 35 320 ny taranak’i Harima, 36 345 ny avy any Jeriko, 37 721 ny avy any Loda sy Hadida ary Ono,+ 38 ary 3 930 ny taranak’i Sena.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara