-
Nehemia 6:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Nandefa taratasy maro be tany amin’i Tobia ny olona ambony+ tao Joda, tamin’izany andro izany. Dia namaly azy ireo koa i Tobia. 18 Betsaka ny olona tao Joda no efa nianiana fa hanohana azy, noho izy vinantolahin’i Sekania zanak’i Ara.+ I Johanana zanany lahy koa efa nanambady ny zanakavavin’i Mesolama+ zanak’i Berekia.
-