Nehemia 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Teo akaikin’izy ireo i Meremota+ zanak’i Oria, zanak’i Hakoza no nanamboatra ny simba, dia avy eo i Mesolama+ zanak’i Berekia, zanak’i Mesezabela, ary nanarakaraka an’ireo i Zadoka zanak’i Bana.
4 Teo akaikin’izy ireo i Meremota+ zanak’i Oria, zanak’i Hakoza no nanamboatra ny simba, dia avy eo i Mesolama+ zanak’i Berekia, zanak’i Mesezabela, ary nanarakaraka an’ireo i Zadoka zanak’i Bana.