-
Ezra 8:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Ary tamin’ny andro fahefatra, dia nolanjainay tao an-tranon’Andriamanitray+ ny volafotsy sy ny volamena ary ny fitaovana, ka natolotray an’i Meremota+ mpisorona zanak’i Oria, sy Eleazara zanak’i Finehasa, ary ny Levita niaraka tamin’izy ireo, dia i Jozabada+ zanak’i Jesoa sy Noadia zanak’i Binoy.+
-
-
Nehemia 3:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Nanarakaraka azy i Meremota+ zanak’i Oria, zanak’i Hakoza. Nanamboatra ampahany hafa tamin’ilay manda izy, nanomboka teo amin’ny fidirana amin’ny tranon’i Eliasiba ka hatrany amin’ny faran’io trano io.
-