Nehemia 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ireto avy ny mpisorona sy Levita niara-niakatra tamin’i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela,+ sy niaraka tamin’i Jesoa:+ I Seraia, Jeremia, Ezra, Nehemia 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ireto avy ny Levita: I Jesoa, Binoy, Kadmiela,+ Serebia, Joda, ary Matania,+ izay nitarika ny hira fisaorana niaraka tamin’ny rahalahiny.
12 Ireto avy ny mpisorona sy Levita niara-niakatra tamin’i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela,+ sy niaraka tamin’i Jesoa:+ I Seraia, Jeremia, Ezra,
8 Ireto avy ny Levita: I Jesoa, Binoy, Kadmiela,+ Serebia, Joda, ary Matania,+ izay nitarika ny hira fisaorana niaraka tamin’ny rahalahiny.