Zakaria 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nasehony ahy i Josoa+ mpisoronabe, izay nijoro teo anatrehan’ilay anjelin’i Jehovah. Teo koa i Satana+ nijoro teo ankavanany mba hanohitra azy.
3 Ary nasehony ahy i Josoa+ mpisoronabe, izay nijoro teo anatrehan’ilay anjelin’i Jehovah. Teo koa i Satana+ nijoro teo ankavanany mba hanohitra azy.