Ezra 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tamin’izay i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela sy Jesoa+ zanak’i Jozadaka no nanomboka nanorina indray an’ilay tranon’Andriamanitra+ tany Jerosalema. Ary nisy mpaminanin’Andriamanitra niaraka taminy sy nanampy azy.+ Hagay 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nentanin’i Jehovah+ i Zerobabela zanak’i Sealtiela, governoran’i Joda,+ sy Josoa+ mpisoronabe zanak’i Jozadaka, ary ny vahoaka sisa rehetra. Natombok’izy ireo àry ny asa tao an-tranon’ny Andriamaniny, dia i Jehovah Tompon’ny tafika.+ Zakaria 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Makà volafotsy sy volamena ka manamboara satroboninahitra,* dia ataovy eo amin’ny lohan’i Josoa+ mpisoronabe, zanak’i Jozadaka, ilay izy.
2 Tamin’izay i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela sy Jesoa+ zanak’i Jozadaka no nanomboka nanorina indray an’ilay tranon’Andriamanitra+ tany Jerosalema. Ary nisy mpaminanin’Andriamanitra niaraka taminy sy nanampy azy.+
14 Dia nentanin’i Jehovah+ i Zerobabela zanak’i Sealtiela, governoran’i Joda,+ sy Josoa+ mpisoronabe zanak’i Jozadaka, ary ny vahoaka sisa rehetra. Natombok’izy ireo àry ny asa tao an-tranon’ny Andriamaniny, dia i Jehovah Tompon’ny tafika.+
11 Makà volafotsy sy volamena ka manamboara satroboninahitra,* dia ataovy eo amin’ny lohan’i Josoa+ mpisoronabe, zanak’i Jozadaka, ilay izy.