Joba 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary tonga ny andro hankanesan’ireo zanak’Andriamanitra*+ teo anatrehan’i Jehovah,+ dia mba tonga niaraka tamin’izy ireo teo+ koa i Satana.+
6 Ary tonga ny andro hankanesan’ireo zanak’Andriamanitra*+ teo anatrehan’i Jehovah,+ dia mba tonga niaraka tamin’izy ireo teo+ koa i Satana.+