Ezra 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Niakatra nankany Jerosalema ny sasany tamin’ny Israelita, ny mpisorona, ny Levita,+ ny mpihira,+ ny mpiandry vavahady,+ ary ny mpanompo tao amin’ny tempoly,*+ tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Artaksersesy Mpanjaka.
7 Niakatra nankany Jerosalema ny sasany tamin’ny Israelita, ny mpisorona, ny Levita,+ ny mpihira,+ ny mpiandry vavahady,+ ary ny mpanompo tao amin’ny tempoly,*+ tamin’ny taona fahafito nanjakan’i Artaksersesy Mpanjaka.